1 Samoela 14:32 MG1865

32 Dia nanaovan'ny olona an-kazakazaka ny babo, ka naka ondry aman'osy sy omby ary zanak'omby izy, dia namono azy teo amin'ny tany, ka dia nohanin'ny olona mbamin'ny ràny.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:32 amin'ny teny manodidina.