1 Samoela 14:33 MG1865

33 Ary nisy nanambara tamin'i Saoly hoe: Indro, ny olona manota amin'i Jehovah, fa mihinana zavatra mbamin'ny ràny izy. Ary hoy Saoly: Efa diso ianareo, manakodiava vato lehibe etỳ amiko anio.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 14

Jereo 1 Samoela 14:33 amin'ny teny manodidina.