1 Samoela 15:11 MG1865

11 Manenina Aho noho ny nanaovako an'i Saoly ho mpanjaka, fa niala tamin'ny fanarahana Ahy izy ka tsy nahatanteraka ny teniko. Dia tezitra Samoela ka nitaraina tamin'i Jehovah mandritra ny alina.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:11 amin'ny teny manodidina.