1 Samoela 15:12 MG1865

12 Ary nifoha maraina koa Samoela hitsena an'i Saoly, dia nisy nilaza tamin'i Samoela hoe: Saoly efa tonga ato Karmela, ary, indro, izy nanorina fahatsiarovana ho azy, dia nihodina ka nandroso nidina ho any Gilgala.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:12 amin'ny teny manodidina.