32 Dia hoy Samoela: Entonareo eto amiko Agaga, mpanjakan'ny Amalekita. Ary Agaga nankeo aminy sady falifaly ka nanao hoe: Lasa tokoa ny fangidian'ny fahafatesana.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15
Jereo 1 Samoela 15:32 amin'ny teny manodidina.