1 Samoela 15:33 MG1865

33 Fa hoy Samoela: Toy ny tsy nampananan'ny sabatrao zanaka ny vehivavy no tsy hananan'ny reninao zanaka kosa ao amin'ny vehivavy. Dia notetitetehin'i Samoela teo anatrehan'i Jehovah tao Gilgala Agaga.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:33 amin'ny teny manodidina.