1 Samoela 16:23 MG1865

23 Ary raha nisy fanahy avy tany amin'Andriamanitra tonga tao amin'i Saoly, dia noraisin'i Davida ny lokanga ka notendren'ny tànany; ka dia velombelona sady nanaritra Saoly, ary ny fanahy ratsy niala taminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 16

Jereo 1 Samoela 16:23 amin'ny teny manodidina.