1 Samoela 17:1 MG1865

1 Ary ny Filistina namory ny miaramilany hiady, ka tafavory tao Soko any Joda izy ary nitoby teo anelanelan'i Soko sy Azeka, dia tao Efesa-damima.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:1 amin'ny teny manodidina.