1 Samoela 18:23 MG1865

23 Ary ny mpanompon'i Saoly nilaza izany teny izany tamin'i Davida. Fa hoy Davida: Moa ataonareo ho zavatra kely izany ho vinanton'ny mpanjaka? Tsy hitanareo va fa izaho dia olona malahelo sady tsy manan-daza?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 18

Jereo 1 Samoela 18:23 amin'ny teny manodidina.