1 Samoela 18:25 MG1865

25 Dia hoy Saoly: Izao no holazainareo amin'i Davida: Ny mpanjaka tsy mila harena be ho vodiondry, fa ny mariky ny fahafatesan'ny Filistina zato lahy ihany, mba ho famaliana ny fahavalony. Kanjo hevitr'i Saoly hahafaty an'i Davida amin'ny tanan'ny Filistina izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 18

Jereo 1 Samoela 18:25 amin'ny teny manodidina.