1 Samoela 2:21 MG1865

21 Ary Jehovah namangy an'i Hana, ka dia nanan'anaka koa izy ary niteraka lahy telo sy vavy roa. Ary Samoela zaza nitombo teo anatrehan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2

Jereo 1 Samoela 2:21 amin'ny teny manodidina.