1 Samoela 2:22 MG1865

22 Ary efa antitra indrindra Ely, ary izy nandre izay rehetra nataon'ny zananilahy tamin'ny Isiraely rehetra sy ny nandriany tamin'ireo vehivavy izay nanompo teo amin'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2

Jereo 1 Samoela 2:22 amin'ny teny manodidina.