36 Ary ho avy izay sisa rehetra amin'ny taranakao ka hiankohoka eo anatrehany hangataka vola kely sy mofo iray ka hanao hoe: Masìna ianao, mba tendreo ho isan'ny mpisorona aho, mba hahazoako sombi-mofo hohanina.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2
Jereo 1 Samoela 2:36 amin'ny teny manodidina.