1 Samoela 3:1 MG1865

1 Ary Samoela zaza nanao fanompoam-pivavahana tamin'i Jehovah teo anatrehan'i Ely. Ary tamin'izany andro izany efa nahàlana ny tenin'i Jehovah: tsy nisy fahitana niseho loatra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 3

Jereo 1 Samoela 3:1 amin'ny teny manodidina.