1 Samoela 20:16 MG1865

16 Ary dia nanao fanekena Jonatana ny amin'ny taranak'i Davida hoe: Jehovah no hamaly ny fahavalon'i Davida.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:16 amin'ny teny manodidina.