1 Samoela 20:15 MG1865

15 Ary tsy hesorinao amin'ny taranako koa ny famindram-ponao mandrakizay, eny, na dia avy aza izay handringanan'i Jehovah ny fahavalon'i Davida rehetra tsy ho etỳ ambonin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:15 amin'ny teny manodidina.