1 Samoela 20:19 MG1865

19 Koa rehefa mby amin'ny andro fahatelo dia midìna faingana ianao, ary tongava ao amin'ilay nierenao tamin'ny andro nitrangan'ilay raharaha iny, ka mitoera ao anilan'ny vato Ezela.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:19 amin'ny teny manodidina.