1 Samoela 20:20 MG1865

20 Ary izaho handefa zana-tsipìka telo eo anilany, toy ny mikendry marika.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:20 amin'ny teny manodidina.