1 Samoela 20:38 MG1865

38 Ary Jonatana niantso ilay zazalahy hoe: Haingàna dia haingàna, ka aza mijanonjanona. Ary ny zazalahin'i Jonatana nanangona ny zana-tsipìka, dia nankeo amin'ny tompony.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:38 amin'ny teny manodidina.