1 Samoela 20:37 MG1865

37 Ary nony efa tonga teo amin'ilay nipetrahan'ny zana-tsipìka nalefan'i Jonatana ilay zazalahy, dia nantsoin'i Jonatana izy hoe: Tsy ireo alohanao ireo va ny zana-tsipìka?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:37 amin'ny teny manodidina.