1 Samoela 20:40 MG1865

40 Dia nomen'i Jonatana ilay zazalahy ny fiadiany, ka hoy izy taminy: Mandehana, ka ento ho any an-tanàna ireto.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:40 amin'ny teny manodidina.