1 Samoela 20:6 MG1865

6 Koa raha hitan'ny rainao fa tsy eo aho, dia ataovy hoe: Niera fatratra tamiko Davida mba hikaretsaka kely hankany Betlehema tanànany; fa misy fanatitra fanao amin'izy mianakavy rehetra isan-taona any.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:6 amin'ny teny manodidina.