1 Samoela 21:10 MG1865

10 Fa hoy ny mpisorona: Ny sabatr'i Goliata Filistina, ilay novonoinao tao amin'ny lohasaha Elaha, indro, fa mifono lamba ao ivohon'ny efoda izy; ka raha iny no ho entinao, dia ento; fa tsy misy afa-tsy iny eto. Ary hoy Davida: Tsy misy tahaka iny, fa omeo ahy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 21

Jereo 1 Samoela 21:10 amin'ny teny manodidina.