1 Samoela 21:9 MG1865

9 Ary hoy Davida tamin'i Ahimeleka: Tsy misy lefona na sabatra va eto aminao? fa izaho tsy nitondra ny sabatro na ny fiadiako etỳ amiko, satria nahamaika ny raharahan'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 21

Jereo 1 Samoela 21:9 amin'ny teny manodidina.