1 Samoela 21:8 MG1865

8 (Nefa nisy anankiray tamin'ny mpanompon'i Saoly teo tamin'izany andro izany, voahazona teo anatrehan'i Jehovah, Doega Edomita no anarany; lehiben'ny mpiandrin'i Saoly izy.)

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 21

Jereo 1 Samoela 21:8 amin'ny teny manodidina.