1 Samoela 21:7 MG1865

7 Ary ny mpisorona nanome azy mofo masina; fa tsy nisy mofo teo, afa-tsy ny mofo aseho, izay nalainy teo anatrehan'i Jehovah, mba hasiana mofo mafana tamin'ny andro nanesorana azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 21

Jereo 1 Samoela 21:7 amin'ny teny manodidina.