1 Samoela 21:12 MG1865

12 Ary hoy ny mpanompon'i Akisy taminy: Tsy ity moa no Davida, mpanjakan'ny tany? Tsy izy va no nandihizany sy nifampihirany hoe: Saoly nahafaty arivoarivo, Fa Davida nahafaty alinalina?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 21

Jereo 1 Samoela 21:12 amin'ny teny manodidina.