13 Ary dia nalatsak'i Davida tao am-pony izany teny izany, ka natahotra an'i Akisy, mpanjakan'i Gata, indrindra izy.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 21
Jereo 1 Samoela 21:13 amin'ny teny manodidina.