1 Samoela 21:3 MG1865

3 Dia hoy Davida tamin'i Ahimeleka mpisorona: Ny mpanjaka efa nanome raharaha ahy, ka hoy izy tamiko: Aoka tsy ho fantatr'olona ny raharaha nanirahako sy nandidiako anao; ka dia nasaiko nankary ny zatovoko.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 21

Jereo 1 Samoela 21:3 amin'ny teny manodidina.