1 Samoela 22:1

Malagasy Bible

1Ary Davida niala teo ka nandositra nankany amin'ny zohin'i Adolama; ary nony nandre izany ny rahalahiny sy ny mpianakavin-drainy, dia nidina tany aminy ireo.

1 Samoela 22:1 — MG1865