1 Samoela 22:3 MG1865

3 Ary Davida niala tao nankany Mizpa any Moaba ka nanao tamin'ny mpanjakan'i Moaba hoe: Masìna ianao, avelao ny raiko sy ny reniko ho avy atỳ hitoetra etỳ aminao ambara-pahafantatro izay hataon'Andriamanitra amiko.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 22

Jereo 1 Samoela 22:3 amin'ny teny manodidina.