1 Samoela 23:4 MG1865

4 Dia nanontany tamin'i Jehovah indray Davida. Ary Jehovah namaly azy hoe: Miaingà, midìna hankany Keila, fa Izaho no hanolotra ny Filistina ho eo an-tananao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 23

Jereo 1 Samoela 23:4 amin'ny teny manodidina.