1 Samoela 23:5 MG1865

5 Dia lasa Davida sy ny olony nankany Keila ary niady tamin'ny Filistina ka namabo ny ombiny sady nahafaty olona be dia be. Ary dia voavonjin'i Davida ny mponina tao Keila.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 23

Jereo 1 Samoela 23:5 amin'ny teny manodidina.