1 Samoela 24:22 MG1865

22 Koa mianiàna amiko amin'i Jehovah ianao ankehitriny fa tsy handringana ny taranako mandimby ahy ianao, ary tsy hovonoinao amin'ny mpianakavin'ny raiko ny anarako. Ary Davida dia nianiana tamin'i Saoly; ary dia lasa nody Saoly, fa Davida sy ny olony kosa niakatra nankany amin'ny batery fiarovana.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 24

Jereo 1 Samoela 24:22 amin'ny teny manodidina.