1 Samoela 24:21 MG1865

21 Ary, indro, ankehitriny fantatro fa ho mpanjaka tokoa ianao, ary ny fanjakan'ny Isiraely ho tafatoetra tsara eo an-tananao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 24

Jereo 1 Samoela 24:21 amin'ny teny manodidina.