1 Samoela 24:7 MG1865

7 ka hoy izy tamin'ny olony: Sanatria amiko eo anatrehan'i Jehovah, raha hanao izany zavatra izany amin'ny tompoko izay voahosotr'i Jehovah ka haninjitra ny tanako aminy, fa voahosotr'i Jehovah izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 24

Jereo 1 Samoela 24:7 amin'ny teny manodidina.