1 Samoela 24:8 MG1865

8 Dia nampijanona ny mpanompony tamin'izany teny izany Davida ka tsy namela azy hitsangana hamely an'i Saoly. Ary Saoly nitsangana ka niala tao an-johy, dia nandeha tamin'izay nalehany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 24

Jereo 1 Samoela 24:8 amin'ny teny manodidina.