1 Samoela 25:24 MG1865

24 Dia niankohoka tamin'ny tongony izy ka nanao hoe: Aoka ho ahy dia ho ahy ity heloka ity, tompokolahy; masìna ianao, avelao ny ankizivavinao hiteny eto anatrehanao, ka henoy ny tenin'ny ankizivavinao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:24 amin'ny teny manodidina.