1 Samoela 25:26 MG1865

26 Koa ankehitriny, tompoko, raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny fanahinao, Jehovah efa niaro anao tsy hahazo heloka amin'ny fandatsahan-drà ary tsy hamaly ho an'ny tenanao; ary avelao ny fahavalonao sy izay mitady hanisy ratsy anao, tompoko, ho tahaka an'i Nabala.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:26 amin'ny teny manodidina.