1 Samoela 25:27 MG1865

27 Ary izao saotra nentin'ny ankizivavinao aminao izao, tompoko, dia aoka homena ny zatovo manaraka ny Tompoko.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:27 amin'ny teny manodidina.