1 Samoela 25:28 MG1865

28 Masìna ianao, mamelà ny fahadisoan'ny ankizivavinao, fa Jehovah hampaharitra ny taranaky ny tompoko tokoa; fa ny tompoko miady ny adin'i Jehovah, ary tsy misy ratsy ho hita aminao amin'ny andro rehetra iainanao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:28 amin'ny teny manodidina.