1 Samoela 25:29 MG1865

29 Nefa raha misy olona mitsangana hanenjika anao ka mitady ny ainao, dia hofehezina amin'ny fehin'aina ao amin'i Jehovah Andriamanitra ny fanahin'ny tompoko, fa ny fanahin'ny fahavalonao kosa dia hatorany toy ny eo amin'ny foitran'antsamotady.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:29 amin'ny teny manodidina.