1 Samoela 25:33 MG1865

33 Ary hotahiny anie ny fahendrenao, ary hotahiny anie ianao, izay niaro ahy androany tsy hahazo heloka amin'ny fandatsahan-drà ary tsy hamaly ho an'ny tenako.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:33 amin'ny teny manodidina.