1 Samoela 25:34 MG1865

34 Kanefa, raha velona koa Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay niaro ahy tsy hanisy ratsy anao, raha tsy avy faingana hitsena ahy ianao toy izay, dia efa tsy nasiako niangana na dia lehilahy iray aza amin'i Nabala ambara-pahazavan'ny andro.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:34 amin'ny teny manodidina.