1 Samoela 25:6 MG1865

6 Ary izao no holazainareo aminy: trarantitra ianao, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana ho amin'ny ankohonanao, ary fiadanana ho amin'izay anananao rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:6 amin'ny teny manodidina.