1 Samoela 25:7 MG1865

7 Ary ankehitriny efa reko fa manety ondry ianao; koa ny mpiandry ondrinao, izay tao aminay, tsy nasianay ratsy, ary tsy nisy very na inona na inona tamin'ny andro rehetra nitoerany tao Karmela.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:7 amin'ny teny manodidina.