1 Samoela 26:12 MG1865

12 Dia nalain'i Davida ny lefona sy ny tavoara izay teo anilan'ny lohan'i Saoly ka dia lasa izy, ary tsy nisy olona nahita, na nahalala, na nahatsiaro; fa natory izy rehetra, satria nataon'i Jehovah renoky ny torimaso izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 26

Jereo 1 Samoela 26:12 amin'ny teny manodidina.