14 ary Davida niantso ny olona sy Abnera, zanak'i Nera, hoe: Tsy mamaly va ianao, ry Abnera? Ary Abnera dia namaly hoe: Iza moa ianao, no miantso ho re eto anatrehan'ny mpanjaka?
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 26
Jereo 1 Samoela 26:14 amin'ny teny manodidina.