1 Samoela 26:15 MG1865

15 Ary hoy Davida tamin'i Abnera: Tsy lehilahy mahery va ianao, ary iza no tahaka anao amin'ny Isiraely? Koa nahoana ianao no tsy miambina ny mpanjaka tomponao? fa nisy anankiray tamin'ny olona tonga teo hamono ny mpanjaka tomponao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 26

Jereo 1 Samoela 26:15 amin'ny teny manodidina.