1 Samoela 26:6 MG1865

6 Ary hoy Davida tamin'i Ahimeleka Hetita sy Abisay, zanak'i Zeroia, rahalahin'i Joaba; Iza no hidina hiaraka amiko ho any amin'i Saoly any an-toby? Dia hoy Abisay: Izaho hidina hiaraka aminao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 26

Jereo 1 Samoela 26:6 amin'ny teny manodidina.